Madagascar Professional Training Centre (MPTC)
Madagascar Professional Training Centre (MPTC) is a language school accredited by the Ministry of Employment, Technical Education and Vocational Training (Ref. 28293/2016/MEETFP) based in Antananarivo, Madagascar. We aim to provide quality education that meets our students’ needs and requirements. MPTC offers top quality courses of English, French, Malagasy and Computer for young learners and adults. Our special courses all year around: one-to-one class, contract class, conversation class, ESP and specialized courses for individual and companies. Preparation for exams: PTE, IELTS, TOEFL, LCCI, BACC, etc.
MPTC is proud to be the first qualified Pearson Test of English (PTE) Test Centre and the first language school recognized by Quality English and Quality Education in Madagascar.
Madagascar Professional Training Centre (MPTC) dia sekoly fianarana teny vahiny nahazo fankatoavana avy amin’ny Ministera ny fampananan’asa, sy fampianarana teknika ary fanofanana arak’asa (Ref. 28293/2016/MEETFP) eto Antananarivo, Madagasikara. Tonjonay ny hanome fampianarana matihanina izay mahafeno tsara ny fepetra tokony ho azon’ny mpianatra rehetra. MPTC dia manome kalitao ambony amin’ny fampianarana teny Anglisy, Frantsay, Malagasy ary ny Solosaina ho an’ny tanora sy ny olon-dehibe. Ny kilasy fianarana mandritra ny taona: mianatra irery, miteny fotsiny, ESP sy ny fampiofanana manokana ho an’ny tsirairay sy ny orinasa. Fanomanana manokana ho an’ny fanadinanana: PTE, IELTS, TOEFL, LCCI, BACC, sns.
MPTC dia sekoly voalohany nahazo fankatoavana avy amin’ny Pearson Test of English (PTE) sy Quality English ary Quality Education eto Madagasikara.